|
|
|
|

Entry1  manokom-bary olona
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] eo antin' ny 11 ora antoandro; enti-milaza ny fotoana izay saiky ikarakaran' ny olona rehetra ny sakafo andrahoina ka ametrahany azy eo ambony toko (eo amin' ny enina na fito hariva eo; hita amin' itỳ fombam-pitenenana itỳ fa ny hariva indrindra ny Ntaolo no nanao sakafo lehibe)
Vocabulary  4  Time
Elementary words  5  manokom-bary, olona

Updated on 2024/12/07